Les répétitions


Hira Concert 23 Avril 2023

- - à 16:21

Cliquer ici pour écouter
Ireto ny Hira ateo amin'ny concert 26 mars:
  1. Esprit de Lumière Esprit  Créateur
  2. A toi la gloire
  3. Ny Teninao Faniloko ry Tompo 
  4. Agnay matoky anao
  5. Mahafinaritra ny tanan'Israely
  6. Misaotra Azo Aba

Hira atao amin'ny 13 novembre

04 rue Claude Boyer, Lyon 07 - à 14:00

Cliquer ici pour écouter
Ireto ny hira hatao amin'ny 13 novembre fête patronale-tsika: KRISTY MPANJAKA

Hira Salamo : Izay manaraka azy Tompo
Hira rakitra : Manjaka Andriamanitra 
Hira Anamnèse :  Fa mandrakizay 

Hira Concert 2022

04 Rue Claude Boyer, Lyon 07 - à 14:00

Cliquer ici pour écouter
Ireto ny Hira rehetra tapaka ka hatao amin'ny concert rehetra izay hatao amin'ity taona 2022 ity.
  • 1er Concert : 26 mai 2022 à Bessenay - Boit d'Oingt

Hira antsampanahy PAKA 2022

04 Rue Claude Boyer, Lyon 07 - à 14:30

Cliquer ici pour écouter
Ireto ny Hira hianarana sy hatao amin'ny Antsampanahy PAKA, alahady maraina alohan'ny Lamesa.
Izay hira hainao no iakaranao rehefa atao ny fihirana azy.
Ianarantsika miaraka izy @ alahady 03 sy 10 Avril.
Ny hira tokony hiarana'ny rehetra dia ny: Ho toy ny emboka.