Poissy - à 16:40
- Il est bon de louer Dieu
- Ny tenin'ny Tompo
- Izahay e ravoravo
- Eny tanteraka
- Misaotra anao izahay
04 rue Claude Boyer, Lyon 07 - à 14:30
Hira:- Ianareo no fanasin'ny tany - hira atao amin'ny 08 octobre- Il est bon de louer Dieu ( atao amin'ny zaika)- danse Diego concert ( atao amin'ny zaika)
04 rue Claude Boyer, 69007, Lyon - à 14:30
Ity ny hira hataotsika amin'ny 1ere communion @ 11 juin 2023Répétition amin'ny 04 juin.
- Hira rakitra : Mahasambatra kokoa e
- Hira komonio : Isika rehetra
04 Rue Claude Boyer - à 14:30
Hira Mistery no hianatsika @ alahady 07 mey ary hiraina @ alahady 14
PRADO - à 13:00
Ireto Hira 3 ireto dia iarahana amin'ny chorale rahavavy: FLM - FPMA
Chapelle Prado - à 13:30
Esprit de Lumière Esprit Créateur
- - à 16:21
Ireto ny Hira ateo amin'ny concert 26 mars:
- Esprit de Lumière Esprit Créateur
- A toi la gloire
- Ny Teninao Faniloko ry Tompo
- Agnay matoky anao
- Mahafinaritra ny tanan'Israely
- Misaotra Azo Aba