Date & Heure de la Répétition
12/10/2025 à 11:00
04 Rue Claude Boyer, Lyon 07
TIAVA MARINA TOKOA
Tiava e e marina tokoa e e e,
dia ataovy izay tianao hatao. (Md Augustin)
Ny fitiavana mahay mifampizara (1 Kor 13, 3)
Ny fitiavana mahay mandanjalanja. (1 Kor 13)
Ny fitiavana mitafy fandeferana (1 Kor 13, 7)
Ny fitiavana fototry ny tsara. (Fil 2, 4)
Ny fitiavana mihevitra ny hafa (1 Kor 13)
Ny fitiavana mameno ny elanelana. (1 Kor 13)
Ny fitiavana dia tsy mba misy tahotra (1 Jo 4, 18)
Ny fitiavana tsy matin-dranobe. (Ton 8, 7)
Ny fitiavana tsy voavidim-bola (Ton 8, 7)
Ny fitiavana tsy manam-pahataperana. (Jo 13, 1)