Concert 23 juin

- Tandrignesa
- ⁠Goodness of God
- ⁠Taranaky Fariseho
- ⁠Sahy manolotra ny ainy (Tsy ampy repetition ka tsy ny rehetra no manao azy)

Date & Heure de la Répétition

23/06/2024 à 14:30

Chapelle du Prado

Sahy manolotra ny ainy

Sahy manolotra ny ainy, ho an'ny ondriny rehetra
Ny mpiandry ondry tsara
Ka ny rany sy ny tenany dia afoiny manontolo
Ho sakafon'izy ireny

1- Izy Tompo no mpiandry, zaho kosa ondry fiandriny
Tsy mba ory n'inona n'inona
Ary vilo-maintso hatrany no ampialany sasatra ahy
 
2- Moron-drano mahatony no hitondrany ahy hatrany
Mahavelom-bolo ery
Ary lalam-pahamarinana ho itarihany ny diako
Ho voninahitry ny anarany
 
3- Raha mandalo lohasaha, lohasaha mahafaty
Dia tsy misy atahorako!
Fa eo ianao aman-tehina sy kibay miaro ahy
 
4- Ny fahavalo manoloana izaho rosoanao sakafo
Ary indro ianao manosotra diloilo izany lohako
Fa safomorona ny ziogako
Enin-kasambarana aho.
 
5- Indrafo sy hasambarana no mambomba ny androm-piainako
Ao antranon'Izy Tompo no honenako hatrany.
Amin'ny androko rehetra.
 
6- Ho an'ny Ray Tompontsika, Tompontsika ondry tiany.
Ho an'ny Zanaka Mpiandry
Ho an'ilay Fanahy Masina, mpizarazara ranovelona
Voninahitra sy dera.
Imprimer

Taraka fariseo

TARAKA FARISEO

Tarak’i Fariseo mpiatsara velatsihy,

Fa malio ivelany ka mba diovy koa ny fonao,

Handra ratinao taloha henan’izao mba ovao (2x),

Zanahary sa ny devoly ro omenao ny fonao?

Mitanjaha araiky avao fa ka mampirafy finoa,

Milanja baiboly bakeo milokoloko mbaroa (2x),

(2x) Lafa alahady la tsy misy koa gn’ any fa i ro lohany e,

Tsy manan-draty, atao tsy hanota,

Avy tinainy novainy mainty lokony foty omaly igny e,

Vorivorik’olo kea, ro fandraraha roa avao

Io ro atao vatan-draha andania fanagna (2x)

Ovao oavo ovao lily raty

Hitan-Dragnahary avao ndra le vata’e avoninao,

Ovao ovao ovao eee ovao fa tsy soa

Ataonao famonian-draha gny lia am-piangona ao , (2x)

Ovao oavo ovao lily raty

Hitan-Dragnahary avao ndra le vata’e avoninao,

Ovao ovao ovao eee ovao fa tsy soa

Ataonao famonian-draha gny lia am-piangona ao , (2x)

Eee Ario malaky mohara an-tsandokinao ao,

Ario hotsohotso fa tsy hahasoa anao,

Engao vonjea gn’ ambiasa io e tsy hanenenanao,

An-kino amin-dragnahary ny ainao longoko

Imprimer

Goodness of God

I love You, LordFor Your mercy never fails meAll my days, I've been held in Your handsFrom the moment that I wake upUntil I lay my headOh, I will sing of the goodness of God

'Cause all my life You have been faithfulAnd all my life You have been so, so goodWith every breath that I am ableOh, I will sing of the goodness of God

I love Your voiceYou have led me through the fireIn darkest night You are close like no otherI've known You as a FatherI've known You as a FriendAnd I have lived in the goodness of God, yeah

'Cause all my life You have been faithful, oh yes You haveAnd all my life You have been so, so goodWith every breath that I am ableOh, I will sing of the goodness of God

Your goodness is running after, it's running after meYour goodness is running after, it's running after meWith my life laid down, I surrendered nowI give You everything, oh Lord
Your goodness is running after, it's running after meYour goodness is running after, it's running after me (oh yeah, oh yeah)Your goodness is running after, it's running after meWith my life laid down, I surrendered nowI give You everythingYour goodness is running after, it keeps running after me

And all my life You have been faithfulAnd all my life You have been so, so goodWith every breath that I am ableOh, I'm gonna sing of the goodness of GodI'm gonna sing

All my life You have been faithful(All of my life You've been faithful)All my life You have been so, so good(So good with every breath)every breath that I am able(Every breath I'm able)I will sing (I'm gonna sing)Of the goodness (of the goodness of God, yes I am)I'm gonna sing of the goodness of GodOh, I'm gonna sing of the goodness of God
Imprimer

Tandrignesa zaho

Solo: Tandrignesa hely, ho zaho tandrignesa
F' hikoragna Zagnahary, hikoragna amintsika e e ia
Chœur: Tandrignesa hely, ho zaho tandrignesa
Ny tenin-janahary Masina sy mahery
1. S: Koa aza misalasala, fa avia havakô ô
C: ny tenin-janahary, Masina sy Mahery
S: mmm! Antsika jiaby e , tandrignesa e e ia
C: ny tenin-janahary Masina sy mahery

Refrain:
S: Ö! Ka raiso zalahy e
C: Raiso ny teniny, ary ampiaro amin'ny fiainany e e
Ankotoavy ny teniny, ka tanteraho amin'ny fiainana e e
S: Ka ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
C: Fa ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
S: Ö! Raiso re

Interlude ...

S: Tandrignesa hely, ho zaho tandrignesa
F' hikoragna Zagnahary, hikoragna amintsika e e ia

C: Tandrignesa hely, ho zaho tandrignesa
Ny tenin-janahary Masina sy mahery

2. S: Ny ten ambarany, aharitra mandrakizav
C: Ny tenin-janahary, Masina sy mahery
S: mmm! Ka tsy ho menatra, ireo mino azy e e ia
C: Ny tenin-janahary Masina sy mahery

S: Ö! Ka raiso zalahy e
C: Raiso ny teniny, ary ampiaro amin'ny fiainany e e
Ankotoavy ny teniny, ka tanteraho amin'ny fiainana e e
S: Ka ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
C: Fa ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
S: Ö! Raiso re
C: Raiso ny teniny, ary ampiaro amin'ny fiainany e e
Ankotoavy ny teniny, ka tanteraho amin'ny fiainana e e
S: Ka ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
C: Fa ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany

Interlude ...

C: Raiso ny teniny, ary ampiaro amin'ny fiainany e e
Ankotoavy ny teniny, ka tanteraho amin'ny fiainana e e
S: Ka ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
C: Fa ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
S: Ö! Raiso re
C: Raiso ny teniny, ary ampiaro amin'ny fiainany e e
Ankotoavy ny teniny, ka tanteraho amin'ny fiainana e e
S: Ka ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
C: Fa ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
X3
C: Fa ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
Fa ho sambatra 'zay mino ny hafatra ambarany
Fa ho sambatra!
Imprimer