Lehilahy fotsiny no mihira any
Date & Heure de la Répétition
06/12/2023 à 08:30
-
Mifaly havanja ny tontolo velombolo fa tonga ilay Noely soa
Mirana ny mpianakavy mandalo ihany somebiseby avokoa
Fitafiana vaovao sy kilalao mifampitaha ny ankizy
Na ho an’ny lehibe na kely ny andro Noely: fifaliana izay tsy izy
Ny mpifanandrina mitady hoe ny ady mba hatsahatra andro iray
Ny tsy mpiakatra alahady dia mivoady fa ho am-piangonana am’izay
Ny mpamory tany kely, ny andro Noely mitady fihavaozana Aminao
Mba io kosa no angatahana, hivavahana, ho noely foana isan’andro izao